|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tendabe
Singan-teny  2 tenda, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny lalandrivotra mankamin' ny havokavoka [1.1]
Voambolana  6  Haiaina
Mpanahaka  7  tendakely

Teny iditra (2/2)8  tenda be
Singan-teny  9 tenda, 10 be
Sokajin-teny  11  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  12 enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka [1.1]

Fivaditsoratra  13 be tenda, tendabe, tenda be

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21